FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 33:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hodioviko izy ireo mba ho afaka amin’ny heloka rehetra vitany tamin’izy ireo nanota tamiko.+ Havelako daholo ny helony tamin’izy ireo nanota tamiko sy nandika ny lalàko.+ 9 Hahafaly ahy ny anaran’ity tanàna ity, ary hahazo dera sy voninahitra eo anatrehan’ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany aho noho ny aminy. Handre ny soa rehetra hataoko amin’ny vahoakako+ mantsy izy ireny. Ary hihorohoro sy hangovitra+ izy ireny noho ny soa rehetra hataoko amin’ilay tanàna sy ny fiadanam-be homeko azy.’”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara