1 Mpanjaka 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Noho ny amin’i Davida+ anefa, dia nomen’i Jehovah Andriamaniny jiro* tany Jerosalema+ izy, ka notendreny handimby azy ny zanany ary navelany hisy foana i Jerosalema. 2 Mpanjaka 19:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Fa hiaro an’ity tanàna ity aho,+ ka hamonjy azy noho ny anarako,+Sy noho ny amin’i Davida mpanompoko.”’”+
4 Noho ny amin’i Davida+ anefa, dia nomen’i Jehovah Andriamaniny jiro* tany Jerosalema+ izy, ka notendreny handimby azy ny zanany ary navelany hisy foana i Jerosalema.
34 “Fa hiaro an’ity tanàna ity aho,+ ka hamonjy azy noho ny anarako,+Sy noho ny amin’i Davida mpanompoko.”’”+