Salamo 33:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Sambatra ny firenena manana an’i Jehovah ho Andriamaniny,+Dia ny vahoaka nofidiny ho fananany.+ Salamo 37:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa horinganina ny mpanao ratsy,+Ary izay manantena an’i Jehovah kosa no handova ny tany.+ Salamo 37:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Diniho ny olona tsy misy tsiny,*Ary jereo ny olona manao izay mahitsy,+Fa hiadana izy amin’ny hoavy.+ Salamo 146:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Sambatra izay manana an’ilay Andriamanitr’i Jakoba ho mpanampy azy+Sady manantena an’i Jehovah Andriamaniny,+
37 Diniho ny olona tsy misy tsiny,*Ary jereo ny olona manao izay mahitsy,+Fa hiadana izy amin’ny hoavy.+
5 Sambatra izay manana an’ilay Andriamanitr’i Jakoba ho mpanampy azy+Sady manantena an’i Jehovah Andriamaniny,+