-
Isaia 2:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Raha tsy te hahita loza àry ianareo, dia aza matoky olombelona intsony.
Fa fofonaina ihany no eo am-bavorony,*
Ka misy dikany inona moa izy?
-
-
Jeremia 17:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Izao no lazain’i Jehovah:
-