2 Tantara 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+ Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+ Ny masony mijery, ny masony mandinika ny zanak’olombelona.+ Salamo 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ianao efa nandinika ny foko sy nanara-maso ahy nandritra ny alina;+Nanadio* ahy ianao;+Ho hitanao fa tsy nitetika ny hanao ratsy aho,Ary tsy nandika lalàna aho tamin’izay nolazaiko. Jeremia 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tsy misy zavaboary miafina eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy mibaribary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+
4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+ Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+ Ny masony mijery, ny masony mandinika ny zanak’olombelona.+
3 Ianao efa nandinika ny foko sy nanara-maso ahy nandritra ny alina;+Nanadio* ahy ianao;+Ho hitanao fa tsy nitetika ny hanao ratsy aho,Ary tsy nandika lalàna aho tamin’izay nolazaiko.
13 Ary tsy misy zavaboary miafina eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy mibaribary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+