FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 25:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Raha misy olona mifamaly be, dia mahazo mankany amin’ny mpitsara izy ireo.+ Dia hotsaraina izy ireo ka holazaina hoe tsy manan-tsiny ilay tsy diso, ary holazaina hoe meloka ilay nanao ratsy.+

  • 1 Mpanjaka 8:31, 32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Raha misy olona manota amin’ny namany ka asaina mianiana* sy miaiky hoe ho voaozona izy raha tsy manaja an’ilay fianianana,* ary tonga eo anoloan’ny alitaranao ato amin’ity trano ity izy,+ 32 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any, ka hanao zavatra ary hitsara ny mpanomponao! Melohy* ny ratsy fanahy, ary valio araka izay nataony izy. Lazao hoe tsy manan-tsiny* kosa ny olo-marina, ary omeo valisoa izy satria nanao ny marina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara