FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 16:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Aza mamadika ny rariny,+ na miangatra,+ na mandray kolikoly. Manajamba ny mason’ny hendry+ sady mamadika ny tenin’olo-marina mantsy ny kolikoly.

  • 1 Samoela 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Rehefa antitra i Samoela, dia notendreny ho mpitsaran’ny Israely ireo zanany lahy.

  • 1 Samoela 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsy mba nanao hoatran’ny nataony anefa ireo zanany ireo. Nanao ny tsy marina izy ireo mba hahazoana tombony,+ nandray kolikoly,+ ary nanao fitsarana miangatra.+

  • Ohabolana 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Izany no fanaon’ny olona mitady tombony amin’ny tsy marina.

      Haningotra ny ain’izay mahazo azy izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara