-
1 Samoela 26:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Notenenin’i Davida anefa i Abisay hoe: “Aza mamono azy, fa iza no mikasi-tanana ny voahosotr’i Jehovah+ ka tsy ho meloka?”+ 10 Hoy koa i Davida: “Raha mbola velona koa i Jehovah, dia i Jehovah ihany no hamely azy,+ na ho faty fotsiny hoatran’ny olon-drehetra izy,+ na ho any an’ady izy dia ho faty any.+
-
-
Estera 7:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Dia nahanton’izy ireo teo amin’ilay tsato-kazo nomaniny ho an’i Mordekay i Hamana, ka tsy romotra intsony ny mpanjaka.
-