-
1 Mpanjaka 17:1-3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Niteny tamin’i Ahaba i Elia*+ Tisbita, avy any Gileada,+ hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah Andriamanitry ny Israely izay tompoiko,* dia tsy hisy ando na orana mandritra ny taona vitsivitsy raha tsy izaho no miteny!”+
2 Niteny tamin’i Elia i Jehovah hoe: 3 “Mialà eto dia mandehana miantsinanana ary miafena any amin’ny Lohasahan’i* Kerita, any atsinanan’i Jordana.
-
-
Ohabolana 29:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Faly ny vahoaka rehefa be dia be ny olo-marina,
Fa mitaraina kosa izy ireo rehefa ny ratsy fanahy no mitondra.+
-