Salamo 37:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,Dia hanandratra anao izy ka handova ny tany ianao. Ho hitanao+ ny handringanana ny ratsy fanahy.+ Apokalypsy 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Mifalia noho izay manjo azy, ry lanitra!+ Mifalia koa ianareo olona masina+ sy apostoly ary mpaminany, satria efa namoaka ny didim-pitsarana momba azy Andriamanitra noho izay nataony taminareo!”+
34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,Dia hanandratra anao izy ka handova ny tany ianao. Ho hitanao+ ny handringanana ny ratsy fanahy.+
20 “Mifalia noho izay manjo azy, ry lanitra!+ Mifalia koa ianareo olona masina+ sy apostoly ary mpaminany, satria efa namoaka ny didim-pitsarana momba azy Andriamanitra noho izay nataony taminareo!”+