FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 65:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Hoy izy ireo: ‘Mijanòna eny, fa aza manatona ahy!

      Fa masina noho ianao aho.’*

      Setroka eo am-bavoroko anefa ireny, sady afo mirehitra tontolo andro.

  • Matio 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Tandremo sao hoe ny mba ho hitan’ny olona fotsiny no antony anaovanareo ny marina eo imasony.+ Raha izany mantsy, dia tsy hahazo valisoa avy amin’ilay Rainareo any an-danitra ianareo.

  • Romanina 10:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsy nahalala an’izay marina eo imason’Andriamanitra izy,+ fa nanao ny tenany ho olo-marina, araka izay heveriny fa mety fotsiny.+ Tsy nanaiky an’izay marina eo imason’Andriamanitra àry izy.+

  • Romanina 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara