-
Tononkiran’i Solomona 1:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Tena tsara tarehy ianao, ry malalako.
Tena tsara tarehy ianao. Toy ny masom-boromailala ny masonao.”+
-
-
Tononkiran’i Solomona 4:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Babonao ny foko,+ rahavako, ry ilay ampakariko.
Babonao ny foko raha vao nitopy indray mandeha tetỳ amiko ny masonao,
Raha vao hitako ny mason-drojo iray amin’ilay rojo iambozonanao.
-