Isaia 56:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Jamba+ ny mpitiliny, ka tsy misy mahatsikaritra an’izay mety hitranga.+ Alika moana izy rehetra ka tsy mahavovò,+ Fa misefosefo fotsiny sy mitsilailay ary tia matoritory. Jeremia 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Fa adala ny vahoakako.+Tsy miraharaha ahy izy ireo. Zanaka tsisy saina izy ireo sady tsy mahay na inona na inona. Raha ny hanao ratsy dia tena mahay* izy,Fa ny hanao ny tsara kosa tsy hainy.” Ezekiela 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ry zanak’olona, miara-mipetraka amin’ny mpikomy ianao. Manana maso hijerena izy ireo saingy tsy mahita, ary manana sofina hihainoana saingy tsy mandre.+ Taranaka mpikomy mantsy izy ireo.+
10 Jamba+ ny mpitiliny, ka tsy misy mahatsikaritra an’izay mety hitranga.+ Alika moana izy rehetra ka tsy mahavovò,+ Fa misefosefo fotsiny sy mitsilailay ary tia matoritory.
22 “Fa adala ny vahoakako.+Tsy miraharaha ahy izy ireo. Zanaka tsisy saina izy ireo sady tsy mahay na inona na inona. Raha ny hanao ratsy dia tena mahay* izy,Fa ny hanao ny tsara kosa tsy hainy.”
2 “Ry zanak’olona, miara-mipetraka amin’ny mpikomy ianao. Manana maso hijerena izy ireo saingy tsy mahita, ary manana sofina hihainoana saingy tsy mandre.+ Taranaka mpikomy mantsy izy ireo.+