-
Jeremia 6:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 “Samy maka tombony azo amin’ny tsy marina+ ny olona, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra.
Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+
14 Miezaka manasitrana ny ratran’ny* vahoakako izy ireo nefa ataony zara fa vita izany, ka hoy izy ireo:
‘Fiadanana! Fiadanana!’
Nefa tsy misy fiadanana akory.+
-
-
Ezekiela 13:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Tsy eo intsony ny mpaminanin’ny Israely, izay naminany momba an’i Jerosalema sy nahita fahitana hoe hiadana io tanàna io, nefa tsy misy fiadanana akory”’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
-