-
Isaia 14:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Hibanjina anao izay mahita anao,
Ary handinika tsara anao izy sady hiteny hoe:
‘Ity ve ilay lehilahy nampihovotrovotra ny tany,
Sy nampangovitra fanjakana,+
17 Sy nahatonga ny tany misy mponina ho lasa tany efitra,
Ka nandrava an’ireo tanàna tao,+
Ary tsy namela an’ireo olona nogadrainy handeha hody?’+
-