FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 107:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Nitaraindraina tamin’i Jehovah izy ireo rehefa tao anatin’ny sarotra,+

      Ka nafahany tamin’ny fahoriany.+

       7 Nampandehaniny tamin’ny lalana tokony halehany+ izy ireo,

      Mba ho tonga any amin’izay tanàna azony ipetrahana.+

  • Isaia 11:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’izay sisa miangana amin’ny vahoakany, dia izay sisa tavela,+

      Hoatran’ilay lalambe ho an’ny Israely, tamin’ilay andro nivoahany avy tany Ejipta.

  • Isaia 40:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe:

      “Omano ny lalana halehan’i Jehovah!+

      Manaova lalambe mahitsy+ mamakivaky ny tany karakaina, mba handehanan’ilay Andriamanitsika.+

       4 Aoka hisondrotra ny lohasaha rehetra,

      Ary hietry daholo kosa ny tendrombohitra sy ny havoana.

      Ataovy mitovy tantana ny tany misy dongodongona,

      Ary ataovy lasa lemaka ny tany mikitoantoana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara