FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 58:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Raha manaja ny Sabata ianao ka* tsy mitady ny tombontsoanao fotsiny amin’ny androko masina,+

      Ary raha toa ny Sabata ka ataonao andro tena mahafinaritra anao sy andro masin’i Jehovah ary andro omem-boninahitra,+

      Ka omenao voninahitra, fa tsy mitady ny tombontsoanao fotsiny ianao sady tsy miteniteny foana,

      14 Dia ho finaritra tanteraka amin’i Jehovah ianao,

      Ary hataoko mifehy ny toerana avo eny ambonin’ny tany.+

      Havelako hihinana* ny vokatra avy amin’ny lovan’i Jakoba razambenao koa ianao.+

      Fa i Jehovah no efa niteny.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara