FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 61:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Mampitsiry voa ny tany,

      Ary mampitsimoka an’izay nafafy teo aminy ny tanimboly.

      Dia hoatr’izany koa no ataon’i Jehovah Tompo Fara Tampony,

      Satria hataony mitsiry eo anatrehan’ny firenena rehetra ny fahamarinana+ sy fiderana.+

  • Jeremia 33:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hahafaly ahy ny anaran’ity tanàna ity, ary hahazo dera sy voninahitra eo anatrehan’ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany aho noho ny aminy. Handre ny soa rehetra hataoko amin’ny vahoakako+ mantsy izy ireny. Ary hihorohoro sy hangovitra+ izy ireny noho ny soa rehetra hataoko amin’ilay tanàna sy ny fiadanam-be homeko azy.’”+

  • Zefania 3:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hamely an’izay rehetra mampijaly anao aho,+ amin’izany fotoana izany.

      Dia hovonjeko ilay vahoaka nandringa,+

      Ary hangoniko ilay naparitaka.+

      Hataoko izay hahatonga azy hoderaina sy halaza*

      Manerana an’ilay tany nanalam-baraka azy.

      20 Hampodiko ianareo amin’izany fotoana izany,

      Amin’ny fotoana hanangonako anareo.

      Fa hataoko izay hahatonga anareo halaza* sy hoderaina+ any amin’ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany,

      Rehefa ampodiko izay natao babo taminareo. Dia ho hitan’ny masonareo izany”, hoy i Jehovah.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara