-
Isaia 62:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Efa nanangana ny tanany ankavanana sy ny sandriny mahery i Jehovah, ka nianiana hoe:
“Tsy homeko ho sakafon’ny fahavalonao intsony ny varimbazahanao,
Ary tsy hosotroin’ny hafa firenena intsony ny divainao vaovao, izay efa nisasaranao.+
-