2 Tantara 29:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary 25 taona i Hezekia+ tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka 29 taona tany Jerosalema izy. Abia no anaran-dreniny, ary zanak’i Zakaria izy io.+ 2 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah foana i Hezekia,+ toy ny nataon’i Davida razambeny.+ 2 Tantara 32:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nivavaka momba an’izany foana anefa i Hezekia Mpanjaka sy Isaia mpaminany+ zanak’i Amoza, sady niantso vonjy tamin’ny lanitra.+
29 Ary 25 taona i Hezekia+ tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka 29 taona tany Jerosalema izy. Abia no anaran-dreniny, ary zanak’i Zakaria izy io.+ 2 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah foana i Hezekia,+ toy ny nataon’i Davida razambeny.+
20 Nivavaka momba an’izany foana anefa i Hezekia Mpanjaka sy Isaia mpaminany+ zanak’i Amoza, sady niantso vonjy tamin’ny lanitra.+