FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 20:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia hoy i Jehovah: “Nandeha nitanjaka sy tsy nanao kapa telo taona i Isaia mpanompoko, mba ho famantarana+ sy fambara momba an’izay hanjo an’i Ejipta+ sy Etiopia.+ 4 Dia ho hoatr’izany koa ny Ejipsianina hatao babo+ sy ny Etiopianina hatao sesitany, na ny ankizilahy na ny lehilahy efa antitra. Hitanjaka sy tsy hanao kapa ary hiseho fitombenana izy ireo rehefa entin’ny mpanjakan’i Asyria, ka ho afa-baraka* i Ejipta.

  • Jeremia 46:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hosaziko i Amona+ ao No,*+ sy Farao, sy Ejipta, sy ny andriamaniny,+ ary ny mpanjakany, izany hoe i Farao sy izay rehetra matoky azy.’+

      26 “‘Ary hatolotro eo an-tanan’izay mitady hamono azy* izy ireo, dia eo an-tanan’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona+ sy ny mpanompony. Hisy mponina toy ny taloha anefa i Ejipta aorian’izay’, hoy i Jehovah.+

  • Ezekiela 29:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Homeko an’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona ny tanin’i Ejipta,+ ka halainy ny harena ao. Dia haka babo be dia be izy sady handroba azy. Izany no ho karaman’ny tafiny.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara