Isaia 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny fanamelohana an’i Ejipta:+ Mitaingina rahona haingam-pandeha i Jehovah ka mankany Ejipta. Hangovitra eo anatrehany ireo andriamanitra tsy misy dikany ivavahan’i Ejipta,+Ary hihorohoro ny fon’ny olona any. Jeremia 46:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Jeremia mpaminany momba ny hahatongavan’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona mba hanafika an’i Ejipta:+
19 Ny fanamelohana an’i Ejipta:+ Mitaingina rahona haingam-pandeha i Jehovah ka mankany Ejipta. Hangovitra eo anatrehany ireo andriamanitra tsy misy dikany ivavahan’i Ejipta,+Ary hihorohoro ny fon’ny olona any.
13 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Jeremia mpaminany momba ny hahatongavan’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona mba hanafika an’i Ejipta:+