FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 32:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Taorian’izay dia naniraka olona handeha mialoha i Jakoba, ho any amin’i Esao rahalahiny tany amin’ny tany Seira,+ any amin’ny faritr’i* Edoma.+

  • Deoteronomia 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nandalo teny akaikin’ireo rahalahintsika àry isika, izany hoe teny akaikin’ny taranak’i Esao,+ izay mipetraka any Seira, ary nanalavitra an’ilay lalana mankany Araba sy Elata ary Eziona-gebera.+

      “Dia nivily isika ka nandeha tamin’ny lalana mankany an-tany efitr’i Moaba.+

  • Salamo 137:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Jehovah ô, tsarovy

      Izay nolazain’ny Edomita tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema. Hoy izy ireo:

      “Ravao tanteraka! Ravao hatramin’ny fotony!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara