-
Jeremia 52:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Voagorobaka ny mandan’ilay tanàna tamin’ny farany, ka nivoaka nandositra teo amin’ilay vavahady teo anelanelan’ny manda roa sosona, teo akaikin’ny zaridainan’ny mpanjaka, ny miaramila rehetra raha mbola alina ny andro. Mbola nanodidina ny tanàna ny Kaldeanina tamin’izay. Ary nandeha tamin’ny lalana mankany Araba ireo miaramila.+
-