-
Jeremia 25:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Izao àry no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘“Noho ianareo tsy nankatò ny teniko,
-
-
Jeremia 25:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia ho rava tanteraka ity tany manontolo ity ka hanjary hampihorohoro. Ary hanompo an’ilay mpanjakan’i Babylona mandritra ny 70 taona+ ireo firenena ireo.”’
-
-
Jeremia 27:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Koa efa nomeko an’i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona sady mpanompoko, ireo tany rehetra ireo. Na ny bibidia aza efa nomeko azy mba hanompo azy.
-