Jeremia 4:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa hisaona ilay tany,+Ary ho maizina ny lanitra ambony,+ Satria efa niteny aho ary efa nanapa-kevitra,Ka tsy hiova hevitra,* na hoe tsy hanao indray an’izay efa noeritreretiko.+ Fitomaniana 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ireo lalana mankany Ziona, satria tsy misy olona tonga mamonjy fety.+ Potika daholo ny vavahadiny,+ ary misento ny mpisorony. Malahelo be ireo virjiny* ao aminy, ary ory dia ory izy.
28 Koa hisaona ilay tany,+Ary ho maizina ny lanitra ambony,+ Satria efa niteny aho ary efa nanapa-kevitra,Ka tsy hiova hevitra,* na hoe tsy hanao indray an’izay efa noeritreretiko.+
4 Misaona ireo lalana mankany Ziona, satria tsy misy olona tonga mamonjy fety.+ Potika daholo ny vavahadiny,+ ary misento ny mpisorony. Malahelo be ireo virjiny* ao aminy, ary ory dia ory izy.