FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 5:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Amin’izany andro izany, dia hierona izy rehefa mahazo remby,

      Toy ny ranomasina midoboka be.+

      Hahita haizina mampahatahotra izay mijery an’ilay tany,

      Ka na ny andro aza lasa maizina, satria feno rahona.+

  • Joela 2:30, 31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary hanao fahagagana* eny amin’ny lanitra sy eny ambonin’ny tany aho,

      Dia ra sy afo ary setroka miakatra.+

      31 Ho maizina ny masoandro ary ho mena toy ny ra ny volana,+

      Alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady mampahatahotra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara