FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 19:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia niakatra nankany amin’ilay tena Andriamanitra i Mosesy. Ary niantso azy avy teo amin’ilay tendrombohitra+ i Jehovah, ka niteny hoe: “Izao no holazainao amin’ny taranak’i Jakoba sy hoteneninao amin’ny Israelita:

  • Eksodosy 19:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Eksodosy 24:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary noraisiny ny bokin’ny fifanekena ka novakiny mafy tamin’ny vahoaka.+ Dia hoy izy ireo: “Vonona hanao an’izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay, ary hankatò azy.”+

  • Jeremia 31:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Tsy ho hoatran’ilay fifanekena nataoko tamin’ny razambeny, tamin’ny andro nitantanako azy nivoaka avy tany Ejipta,+ anefa izany. ‘Nivadika tamin’iny fifanekena nataoko iny mantsy izy ireo,+ na dia izaho aza no tena tompony’,* hoy i Jehovah.”

  • Jeremia 34:18-20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary izao no hanjo an’izay nivadika tamin’ilay fifanekena nataoko, ka tsy nanatanteraka an’izay voalazan’ilay fifanekena nataony teo anatrehako, rehefa nozarainy roa ny zanak’omby ka nandalo teo anelanelan’izany izy ireo,+ 19 dia ny andrianan’i Joda, ny andrianan’i Jerosalema, ny tandapa, ny mpisorona, ary ny vahoaka manontolo izay nandalo teo anelanelan’ilay zanak’omby nozaraina roa: 20 Hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy ireo mitady hamono azy* izy ireo, ka ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatiny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara