Isaia 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia ho rava hoatran’ny nandravan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora i Babylona,+Ilay fanjakana be voninahitra indrindra,*+Dia ilay tanàna tsara tarehy sy mampirehareha ny Kaldeanina.+ Isaia 14:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Hitsangana hamely azy ireo aho”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Hofoanako ny anaran’i Babylona sy izay sisa miangana aminy ary ny taranany fara aman-dimby”,+ hoy i Jehovah. Isaia 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Jereo ireny tonga ireny! Ireny misy lehilahy mitaingina kalesin’ady tarihin’ny soavaly roa!”+ Dia niteny izy hoe: “Nianjera, nianjera i Babylona!+ Natontany tamin’ny tany daholo ny sary sokitra nataony andriamanitra, ka potipotika!”+
19 Dia ho rava hoatran’ny nandravan’Andriamanitra an’i Sodoma sy Gomora i Babylona,+Ilay fanjakana be voninahitra indrindra,*+Dia ilay tanàna tsara tarehy sy mampirehareha ny Kaldeanina.+
22 “Hitsangana hamely azy ireo aho”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Hofoanako ny anaran’i Babylona sy izay sisa miangana aminy ary ny taranany fara aman-dimby”,+ hoy i Jehovah.
9 Jereo ireny tonga ireny! Ireny misy lehilahy mitaingina kalesin’ady tarihin’ny soavaly roa!”+ Dia niteny izy hoe: “Nianjera, nianjera i Babylona!+ Natontany tamin’ny tany daholo ny sary sokitra nataony andriamanitra, ka potipotika!”+