FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 “‘Ary ny amin’ireo sisa tsy maty,+ dia hataoko kivy be ny fon’izy ireo, any amin’ny tanin’ny fahavalony. Koa hampandositra azy na dia feona ravinkazo entin’ny rivotra aza. Ary hitsoaka hoatran’ny mandositra sabatra izy, ka hianjera nefa tsy misy manenjika.+

  • Deoteronomia 32:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Olon-tokana ve dia hahavita hanenjika olona 1 000,

      Ary roa lahy ve dia hampandositra 10 000?+

      Raha tsy hoe nafoin’ny Vatolampiny angaha izy ireny,+

      Ary nataon’i Jehovah resin’ny fahavalony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara