Jeremia 33:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ‘Hataoko matanjaka sy salama indray izy.+ Hanasitrana azy ireo aho, ary homeko fiadanam-be izy ireo sady haharihariko aminy ny fahamarinana.+ Amosa 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ‘Amin’izany andro izany, dia hatsangako ny trano rantsankazon’i* Davida+ izay efa nirodana,Ary hotampenako izay gorobaka.*Haveriko amin’ny laoniny izay sisa tsy rava tamin’ilay izy.Hamboariko indray ilay izy dia ho lasa hoatran’ny taloha,+
6 ‘Hataoko matanjaka sy salama indray izy.+ Hanasitrana azy ireo aho, ary homeko fiadanam-be izy ireo sady haharihariko aminy ny fahamarinana.+
11 ‘Amin’izany andro izany, dia hatsangako ny trano rantsankazon’i* Davida+ izay efa nirodana,Ary hotampenako izay gorobaka.*Haveriko amin’ny laoniny izay sisa tsy rava tamin’ilay izy.Hamboariko indray ilay izy dia ho lasa hoatran’ny taloha,+