FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 146:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Manokatra ny mason’ny jamba+ i Jehovah;

      Mampitraka an’ireo mitanondrika+ i Jehovah;

      Tia an’ireo olo-marina i Jehovah.

  • Isaia 42:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hotarihiko amin’ny lalana tsy fantany ny jamba,+

      Ka hoentiko ho eny amin’ny lalana tsy mahazatra azy.+

      Hataoko mazava ny haizina eo alohan’izy ireo,+

      Ary hataoko mitovy tantana ny tany mikitoantoana.+

      Izany no hataoko ho azy ireo, ary tsy handao azy aho.”

  • Matio 9:28-30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nankeo aminy ireo jamba ireo rehefa tafiditra tao an-trano izy, ka nanontanian’i Jesosy hoe: “Mino ve ianareo fa mahavita an’izany aho?”+ Hoy izy ireo: “Eny, Tompoko.” 29 Dia nokasihiny ny mason’izy ireo,+ sady hoy izy: “Ho tanteraka aminareo anie izany, satria manam-pinoana ianareo!” 30 Dia lasa nahita ny mason’izy ireo. Noraran’i Jesosy mafy anefa izy ireo hoe: “Tandremo sao misy mahafantatra an’izao!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara