Deoteronomia 32:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah,+Ary hiantra ny* mpanompony izy,+Rehefa hitany fa mihareraka izy ireo,Ary ny tsy misy mpiaro sy ny malemy sisa no tavela. Jeremia 18:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Isaky ny milaza aho hoe hanongotra sy handrodana ary handrava firenena na fanjakana iray,+ 8 nefa miala amin’ilay faharatsiana nanamelohako azy ilay firenena, dia hiova hevitra* aho ka tsy hampihariko aminy indray ilay loza nokasaiko hamelezana azy.+ Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
36 Fa hitsara ny vahoakany i Jehovah,+Ary hiantra ny* mpanompony izy,+Rehefa hitany fa mihareraka izy ireo,Ary ny tsy misy mpiaro sy ny malemy sisa no tavela.
7 Isaky ny milaza aho hoe hanongotra sy handrodana ary handrava firenena na fanjakana iray,+ 8 nefa miala amin’ilay faharatsiana nanamelohako azy ilay firenena, dia hiova hevitra* aho ka tsy hampihariko aminy indray ilay loza nokasaiko hamelezana azy.+