-
Jeremia 42:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “Fa hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Toy ny nanamparako ny hatezerako sy ny fahavinirako tamin’ny mponin’i Jerosalema,+ no hanamparako ny hatezerako aminareo raha mankany Ejipta ianareo. Hanozona anareo ny olona ary hihorohoro mahita an’izay hanjo anareo. Hanala baraka sy handatsa anareo koa izy ireo.+ Ary tsy hahita an’ity toerana ity intsony mihitsy ianareo.’
-