-
Jeremia 25:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+
-
-
Zefania 2:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 “Hahita loza ny olona mipetraka any amoron-tsiraka, dia ny firenen’ny Keretita!+
Manameloka anareo ny tenin’i Jehovah.
Horavako ianao, ry Kanana tanin’ny Filistinina ô,
Mba tsy hisy mponina intsony.
-