FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 14:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “Aza misy mifaly ny ao aminao, ry Filistia,

      Satria hoe tapaka ny tehin’ilay namely anao.

      Fa hisy bibilava misy poizina+ hipoitra avy amin’ilay menarana,+

      Ka ny taranany dia ho bibilava misy poizina* sady afaka misidina.

  • Jeremia 47:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Fa tonga ilay andro handringanana ny Filistinina+ rehetra.

      Hesorina tsy ho ao Tyro+ sy Sidona+ ny sisa tavela amin’ireo nifanaraka taminy.

      Haringan’i Jehovah mantsy ny Filistinina,

      Dia izay sisa tavela avy any amin’ny nosy Kaftora.*+

  • Ezekiela 25:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hanatsotra ny tanako hamely ny Filistinina+ aho, ka horinganiko ny Keretita,+ ary haripako ny mponina sisa any amoron-tsiraka.+ 17 Hataoko mahita faisana izy ireo rehefa mamaly faty azy aho, ka hanamparako ny hatezerako izy rehefa faiziko. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah, rehefa mamaly ny nataony aho.”’”

  • Zefania 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 “Hahita loza ny olona mipetraka any amoron-tsiraka, dia ny firenen’ny Keretita!+

      Manameloka anareo ny tenin’i Jehovah.

      Horavako ianao, ry Kanana tanin’ny Filistinina ô,

      Mba tsy hisy mponina intsony.

  • Zakaria 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Zazasary no hipetraka ao Asdoda,

      Ary tsy havelako hirehareha intsony ny Filistinina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara