-
Isaia 23:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ho menatra ianao, ry Sidona, ilay tanàna voaro mafy eny amoron-dranomasina.
Hoy mantsy ny ranomasina:
-
-
Jeremia 25:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+
-
-
Jeremia 25:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 ny mpanjaka rehetran’i Tyro, ny mpanjaka rehetran’i Sidona,+ ary ireo mpanjakan’ilay nosy any an-dranomasina;
-
-
Jeremia 27:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Izao no nolazain’i Jehovah tamiko: ‘Manamboara tady sy zioga dia ataovy eo amin’ny vozonao izany, 3 ary alefaso any amin’ny mpanjakan’i Edoma,+ sy ny mpanjakan’i Moaba,+ sy ny mpanjakan’ny Amonita,+ sy ny mpanjakan’i Tyro,+ ary ny mpanjakan’i Sidona.+ Ireo iraka tonga eto Jerosalema mba hihaona amin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda no ampitondray an’izany.
-
-
Ezekiela 28:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 “Ry zanak’olona, mitodiha any Sidona,+ ary maminania hoe hisy loza hanjo azy.
-
-
Joela 3:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia sahinareo ve ny manao an’izany amiko,
Ry Tyro sy Sidona, sy ry faritr’i Filistia rehetra?
Te hamaly faty ahy angaha ianareo?
-