FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 21:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Andao hotafihintsika ireo.

      Ho rava hatrany Dibona i Hesbona.+

      Andao hataontsika tsy misy mponina intsony io tanàna io, hatrany Nofa.

      Dia hisy afo hitatra hatrany Medeba.”+

  • Josoa 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nomen’i Mosesy lova ny fokon’ny Robenita, araka ny fianakaviany avy,

  • Josoa 13:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hesbona sy ny tanànany rehetra+ eny amin’ilay lembalemba, Dibona, Bamota-bala, Beti-bala-meona,+

  • Isaia 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Niakatra nankany amin’ny Trano* sy nankany Dibona+ izy,

      Dia tany amin’ny toerana avo, mba hitomany.

      Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+

      Nosolaina daholo ny olona ao,+ ary nesorina daholo ny volombavany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara