Nomery 32:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ny taranak’i Robena kosa nanorina an’i Hesbona,+ Elale,+ Kiriataima,+ Jeremia 48:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, momba an’i Moaba:+ “Idiran-doza i Nebo+ fa rava! Menatra sady azo babo i Kiriataima.+ Menatra sy mivarahontsana+ ireo mponina eny amin’ny fialofana* azo antoka.
48 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, momba an’i Moaba:+ “Idiran-doza i Nebo+ fa rava! Menatra sady azo babo i Kiriataima.+ Menatra sy mivarahontsana+ ireo mponina eny amin’ny fialofana* azo antoka.