FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 18:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “‘Aza mandoto tena amin’izany zavatra izany mihitsy. Ireny zavatra rehetra ireny mantsy no nataon’ireo firenena ka lasa naloto izy ireo, dia ireo firenena izay horoahiko tsy ho eo anatrehanareo.+

  • Nomery 35:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “‘Aza mandoto ny tany misy anareo. Mandoto ny tany mantsy ny ra.+ Tsy misy fandrakofam-pahotana ho an’ilay tany raha misy ra nalatsaka teo amin’ilay izy, afa-tsy ny ran’izay nandatsaka an’izany ihany.+

  • Salamo 78:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Nampahatezitra azy foana izy ireo noho ny toerana avo naoriny,+

      Ary nampisafoaka* azy noho ny sary sokitra nivavahany.+

  • Salamo 106:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny izy ireo,+

      Dia ny ran’ny zanany lahy sy ny zanany vavy,

      Izay nataony sorona ho an’ireo sampin’i Kanana;+

      Dia naloto ilay tany noho ny fandatsahan-dra.

  • Jeremia 16:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Voalohany aloha, dia hosaziko araka izay sahaza azy izy ireo noho ny fahadisoany sy ny fahotany.+

      Fa nolotoiny tamin’ny fatin’ireo sampiny maharikoriko ny taniko,

      Ary nofenoiny zava-maharikoriko+ ny lovako.’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara