Jeremia 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hataoko lasa vato mivangongo+ sy fonenan’ny alikadia+ i Jerosalema,Ary hataoko lasa aolo tsy misy mponina+ ireo tanànan’i Joda. Jeremia 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Henoy! Izany misy filazana! Migodongodona mafy avy any amin’ilay tany any avaratra+ ny fahavalo,Mba hahatonga an’ireo tanànan’i Joda ho aolo sy ho lasa fonenan’ny alikadia.+
11 Hataoko lasa vato mivangongo+ sy fonenan’ny alikadia+ i Jerosalema,Ary hataoko lasa aolo tsy misy mponina+ ireo tanànan’i Joda.
22 Henoy! Izany misy filazana! Migodongodona mafy avy any amin’ilay tany any avaratra+ ny fahavalo,Mba hahatonga an’ireo tanànan’i Joda ho aolo sy ho lasa fonenan’ny alikadia.+