FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “‘Raha misy mpaminany sahisahy ratsy milaza zavatra amin’ny anarako, nefa zavatra tsy nasaiko nolazainy, dia hovonoina ho faty izy. Hovonoina ho faty koa izy raha miteny amin’ny anaran’andriamani-kafa.+

  • Jeremia 14:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Maminany amin’ny anarako ireo mpaminany ireo, nefa tsy nirahiko. Milaza izy ireo fa tsy hisy sabatra na mosary hamely an’ity tany ity. Koa izao no lazain’i Jehovah momba azy ireo: ‘Ho fatin’ny sabatra sy ny mosary ireo mpaminany ireo.+

  • Ezekiela 13:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, maminania hoe hisy loza hanjo an’ireo mpaminanin’ny Israely.+ Lazao amin’izay mamoromporona faminaniana*+ hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah. 3 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hahita loza izay mpaminany adala maminany an’izay ao an-tsainy fotsiny, nefa tsy nahita na inona na inona akory!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara