-
Jeremia 49:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Hihorohoro ny olona mahita an’izay hanjo an’i Edoma.+ Ho tsiravina izay mpandalo mahita azy, ka hisioka noho ny loza rehetra hanjo azy.
-