FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 23:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ankoatra izany, dia nataon’i Farao Neko ho mpanjaka handimby an’i Josia rainy i Eliakima zanak’i Josia Mpanjaka, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Nalainy kosa i Joahaza ka nentiny tany Ejipta,+ ary maty tany.+

  • 2 Tantara 36:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ankoatra izany, dia nataon’i Neko+ mpanjakan’i Ejipta ho mpanjakan’i Joda sy Jerosalema i Eliakima rahalahin’i Joahaza, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Nalainy kosa i Joahaza rahalahiny, ka nentiny tany Ejipta.+

  • Jeremia 25:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Nahazo hafatra momba ny vahoakan’ny Joda rehetra i Jeremia, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, izany hoe tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona.

  • Jeremia 35:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Izao no nolazain’i Jehovah tamin’i Jeremia tamin’ny andron’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda:

  • Jeremia 36:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Izao no nolazain’i Jehovah tamin’i Jeremia tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda:

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara