FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jeremia 7:12-14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “‘Mandehana any Silo,+ any amin’ilay toerana nametrahako ny anarako+ tamin’ny voalohany, dia jereo ny nataoko taminy noho ny zava-dratsy nataon’ny Israely vahoakako.+ 13 Mbola nanao an’izany rehetra izany ihany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary na dia efa niteny anareo imbetsaka* aza aho, dia tsy nihaino ianareo.+ Niantso anareo foana aho, fa tsy namaly ianareo.+ 14 Koa hataoko hoatran’i Silo ilay trano mitondra ny anarako,+ na dia itokisanareo+ aza. Ary hataoko toy izany koa ity toerana nomeko anareo sy ny razambenareo ity.+

  • Jeremia 25:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Nandritra izay 23 taona izay i Jehovah no niteny tamiko, nanomboka tamin’ny taona faha-13 nanjakan’i Josia+ zanak’i Amona, mpanjakan’ny Joda, ka hatramin’izao. Ary efa niteny anareo imbetsaka* aho, saingy tsy nihaino ianareo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara