Isaia 24:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nandoto an’ilay tany ny mponina ao aminy,+Satria nandika ny lalàna izy ireo,+Sady nanova ny fitsipika,+Ary nivadika tamin’ilay fifanekena natao haharitra ela be.*+ Jeremia 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nentiko tany amin’ny tany feno saham-boankazo ianareo,Mba hihinana ny vokatra sy ny zava-tsoa+ tao aminy. Rehefa tafiditra tao anefa ianareo, dia nolotoinareo ny taniko.Lasa zava-maharikoriko ny lovako noho ny nataonareo.+
5 Nandoto an’ilay tany ny mponina ao aminy,+Satria nandika ny lalàna izy ireo,+Sady nanova ny fitsipika,+Ary nivadika tamin’ilay fifanekena natao haharitra ela be.*+
7 Dia nentiko tany amin’ny tany feno saham-boankazo ianareo,Mba hihinana ny vokatra sy ny zava-tsoa+ tao aminy. Rehefa tafiditra tao anefa ianareo, dia nolotoinareo ny taniko.Lasa zava-maharikoriko ny lovako noho ny nataonareo.+