-
Jeremia 5:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Rehefa manontany izy ireo hoe: ‘Fa maninona i Jehovah Andriamanitsika no nanao an’izany rehetra izany tamintsika?’ Dia izao no havalinao azy: ‘Niala tamiko ianareo ary nanompo andriamani-kafa tao amin’ny taninareo. Koa hanompo firenena hafa any an-tanin’olona ianareo.’”+
-