FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 51:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Hihovotrovotra sy hipararetra ny tany,

      Satria ho tanteraka ny fikasan’i Jehovah hamely an’i Babylona,

      Mba hahatonga ny olona hihorohoro rehefa mahita an’i Babylona tsy misy mponina.+

  • Jeremia 51:56
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 56 Fa ho avy hamely an’i Babylona ny mpandrava,+

      Ka ho babo ireo miaramilany.+

      Ho tapatapaka ny tsipìkany,

      Satria i Jehovah dia Andriamanitra mpamaly ny natao.+

      Tsy maintsy hamaly ny olona araka izay nataony izy.+

  • Mika 5:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Hanainga ny tananao eo ambonin’ny fahavalonao ianao satria ho resinao ireny,

      Ka ho ringana ny fahavalonao rehetra.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara