1 Tantara 28:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 26:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,Ary mitady anao mafy aho, ao anatiko lalina ao.+Rehefa mitsara ny tany mantsy ianao,Dia hianatra momba ny fahamarinana ny mponina ao amin’ilay tany.+ Zefania 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra* rehetra eto an-tany,Izay mankatò ny didiny ara-drariny.* Tadiavo ny fahamarinana, katsaho ny fandeferana.* Angamba* ho voaro* ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+
9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,Ary mitady anao mafy aho, ao anatiko lalina ao.+Rehefa mitsara ny tany mantsy ianao,Dia hianatra momba ny fahamarinana ny mponina ao amin’ilay tany.+
3 Dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra* rehetra eto an-tany,Izay mankatò ny didiny ara-drariny.* Tadiavo ny fahamarinana, katsaho ny fandeferana.* Angamba* ho voaro* ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+