-
Fitomaniana 2:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Reraka ny masoko satria mitomany foana aho.+
Mangotikotika ny ato anatiko.*
Mipotsaka amin’ny tany ny atiko, satria nianjera ny zanakavavin’ny* fireneko+
Ary safotra eny amin’ny tany malalaky ny tanàna ny ankizy sy ny zazakely.+
ל [Lameda]
12 Tsy mitsahatra mangataka sakafo sy divay+ amin-dreniny izy ireo,
Ary safotra hoatran’ny olona maratra eny amin’ny tany malalaky ny tanàna,
Sady miala aina raha iny izy mbola trotroan-dreniny iny.
-